Jodaisma mpitahiry: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Sampan'ny jodaisma
 
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
k Rohy
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday Modification sur mobile avancée
Andalana faha-1:
Ny '''jodaisma mpitahiry''', izay atao hoe koa '''Masorti''', dia firehan'ny [[jodaisma rabinika]] izay mandray ny fotokevitry ny fanavaozana nefa tsy mandray izany ho lasan-davitra loatra na lalina loatra. Ny fihetsiketsehana masorti dia mitonon-tena ho firehana afovoany izay manome lanja ny fahefan'ny [[Talmud]] nefa manaraka ny fitsipika amin'ny fomba tsy hentitra loatra sady tsy mila fanajana amin'ny pitsopitsony ireo fanapahan-kevitra tany aloha, ka izany no mahatonga ireony raby ao rabinyàminy halalaka kokoa amin'ny fivoasany ny Halaka[[Halakà]]. Ao [[Etazonia]] sy ao [[Kanada]] no tena ahitana ny jodaisma mpitahiry.
 
== Jereo koa ==