Fiteny arabo: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
k Voambolana
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday Modification sur mobile avancée
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday Modification sur mobile avancée
Andalana faha-6:
}}
 
Ny '''fiteny arabo''' dia [[fiteny semitika]] tenenina ao avaratr'i [[Afrika]] arysy any [[Azia Andrefana]]. Io fiteny io dia anisan'ny fiteny ofisialin'ny [[Firenena Mikambana]] arysy fiteny ofisialy tokan'ny [[Liga Arabo]]. Raha atambatra ny olona miteny arabo eo amin'ny firenena rehetra izay lazaina fa miteny arabo ofisialy, dia eo amin'ny 240 tapitrisa eo ho eo.
 
Ny fielezan'ny teny arabo ankehitriny dia avy amin'ny hery ara-tafiky ny [[Mozilmana]] izay tonga nanaparitakanampiely ny [[Finoana silamo|fivavahana silamo]] sy ny finiavan'ny [[kalifa]] (izay mibaiko ny mpino) ary ny mpino mampiely ny finoana silamo eran-tany. Ny boky masin'ny [[Silamo]], dia ny [[Kor'any]], izay nosoratana tamin'ny teny arabo, no manome lanja ny fiteny arabo eo anivon'ny mponinavahoaka mozilmana eran-tany.
 
Noho ny fielezan'ny fiteny arabo dia samihafa ny fiteny an-tsoratra sy ny fiteny tenenina. Ao amin'ny fiteny an-tsoratra dia ahitana ny fiteny arabo klasika (fiteny arabo talohan'ny Kor'any, sy ny fiteny arabon'ny Kor'any ary ny fiteny arabo taorian'ny Kor'any), sy ny fiteny arabo ankehitriny. Ny atao hoe fiteny arabo tenenina na fiteny arabo isan-toerana dia ny fitenim-paritra arabo rehetra.
 
== Jereo koa ==