Alatsinainy: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Nirihx (dinika | fandraisan'anjara)
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
Rohy
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday Modification sur mobile avancée
Andalana faha-1:
Ny '''[[Alatsinainy]]''' dia [[andro]] voalohany amin'ny [[herinandro]] na andro faharoa raha manomboka amin'ny andro [[Alahady]] ny fanisana ny andro. Ho an'ny Malagasy mandala ny nentin-drazana dia andro fahadimy izy raha manomboka amin'ny [[Alakamisy]] ny herinandro.
 
Ny [[Fiteny malagasy|teny Malagasymalagasy]] hoe ''Alatsinainy'' na ''Latsinainy'' na ''Tinainy'' dia avy amin'ny teny arabo hoe الإثنين / ''al-ithnayn'' izay mitovy dika aminy.
 
== Jereo koa: ==