Fanandroana malagasy : Fahasamihafan'ny versiona roa

tsy misy ambangovangom-panovana
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday Modification sur mobile avancée
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday Modification sur mobile avancée
 
==== Atsinanana ====
Lafy itoeran'ny vintana [[Adaoro]] sy [[Adizaoza]] ny atsinanana. Vazantany natokana ho an'ny vavaka sy ny [[Razana (finoana malagasy)|Razana]] ny atsinanana ao an-trano. Eo atsinanana tandrify yny Adizaoza no ametrahana ny siny ao an-trano. Ny faritra avaratra amin'ny rindrina atsinana, tandrify ny Adaoro, no asiana ny farafara.
 
==== Atsimo atsinanana ====
2 688

modifications