Fanandroana malagasy : Fahasamihafan'ny versiona roa

tsy misy ambangovangom-panovana
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday Modification sur mobile avancée
 
==== Fanombohan'ny tononandro ====
Tsy isaina ho andro voalohany ao amin'ny volana ny tonon'andro iray raha tsy tsinana alohan'ny mitataovovonan'io andro io ny Volana. Miteraka fahasamihafana arakaraka ny faritra anaovana fanandroana izany satria tsy amin'ny 12 ora antoandro amin'ny famantaranandro araka ny hasin'ora nifanarahana izany. Ny mitataovovonana any amin'ny faritra atsinanana indridraindrindra eto Madagasikara dia tsy mitataovovonana any amin'ny faritra andrefana. Raha tonon'androtononandro vava Alahasaty amin'ny volana Alahasaty, ohatra, no mifanojo amin'ny andro Alatsinainy any andrefana, dia mety efa vonto Alahamady ny any atsinanana, raha ohatra ka manodidina ny mitataovovonana ny nahatsinanan'ny Volana. Mety hiteraka fahadisoana ny tsy fahitana ny fotoana ahafatesana na ahatsinanan'ny Volana noho ny fisian'ny rahona na orana na tendrombohitra manakona ka misakana ny fijerena izany, na noho ny hakamoan'ny mpanandro "mamono Volanavolana an-trano".
 
==== Isan'ny andro ao anaty iray volana ====
2 650

modifications