Evan' ny zôdiaka: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday Modification sur mobile avancée
Andalana faha-1:
Ny '''evan'ny zodiaka''' dia ireo kisary sy anarana izay ampifanandrifina amin'ny faritry ny lanitra ka miisa roa ambin'ny folo izy ireo, dia ireto avy amin'ny teny malagasy: [[Alahamady]], [[Adaoro]], [[Adizaoza]], [[Asorotany]], [[Alahasaty]], [[Asombola]], [[Adimizana]], [[Alakarabo]], [[Alakaosy]], [[Adijady]], [[Adalo]], ary [[Alohotsy]].
 
Ny fotoana andalovan'ny [[masoandro]] ao amin'ireo fari-danitry ny evan'ny zodiaka ireo dia tsy mitovy amin'ny fotoana idiran'ny masoiandro ao amin'ny fari-danitry ny [[antokon-kintan'ny zodiaka]]. Ny [[zodiaka]] foronin'ny evan'ny zodiaka dia atao hoe [[zodiaka mikisaka]] fa ilay foronin'ny antokon-kintan'nhyny zodiaka kosa dia atao hoe [[zodiakan-kintana]]. Ny anaram-bolana avy amin'ny teny arabo ao amin'ny [[tetiandro malagasy]] dia anaran'ny evan'ny zodiaka sy anaran'ny antokon-kintana nefa efa tsy mifanandrify ny fotoan'ny volana malagasy sy ny fotoana andalovan'ny masoandro ao amin'ny antokon-kintana mitovy anarana aminy.
 
== Ny evan'ny zodiaka araka ny fanandroana tandrefana ==
Andalana faha-47:
'''♎'''
 
Ny [[Adimizana]] no vintana fahafito amin'ny fanandroana manaraka ny [[zodiaka]]. Avy amin'ny anaran'[[Antokon-kintana|antokon-kintan']]<nowiki/>ny [[zodiaka]] amin'ny teny arabo hoe اميزان / ''Al-Mizan'' ("mizana") ny hoe ''Adimizana''. Ny fotoan'ny Adimizana ao amin'ny zodiaka mikisaka dia eo amin'ny 22 Septambra hatramin'ny 22 Oktobra. Ny fotoana andalovan'ny [[masoandro]] ao amin'ny fari-danitry ny antokon-kintana [[Adimizana (antokon-kintana)|Adimizana]] dia amin'ny 31 Oktobra hatramin'ny 22 Novambra. Ao amin'ny [[fanandroana malagasy]] dia vintana fahafito koa ny Adimizana ka ny zoron-trano atsimo-andrefana no toerana omena azy.
 
=== Alakarabo ===