Fiteny ôksitana: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Jfblanc (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Tsipelina
Andalana faha-1:
[[Sary:Los dialectes de l'occitan.jpg|220px305x305px|ankavanana|thumb|Ny rokin'ny fiteny ôksitana ao Frantsa.]]
 
Ny '''fiteny ôksitana''' na(amin'ny [[teny frantsay]]: '''langue d'oc'''; (amin'ny fiteny ôksitana : ''occitan'', ''lenga d’òc'' na ''óucitan'', ''lengo d’o'') dia fiteny ao amin'ny vondron'ny [[fiteny rômana]] tenenina ao atsimon'i [[Frantsa]], ao amin'ny lohasaha ôksitana ary ny Guardia Piemontese (any [[Italia]]), any amin'ny Val d'Aran (Esapainaany [[Espaina]]) ary any Monako[[Mônakô]]. ''Ôksitania'' no fiantsoana ny tontolo ara-piteny ary ara-kolontsaina ôksitana.
 
Miovaova araka ny [[faritra]] isiana ny endriky ny fiteny ôksitana (roky enina, jorofenitra literera ary joro fenitra ara-tsoratra maro dia maro ary tsi-fisiana fiteny tenenina ho joro fenitra). Ankehitriny, araka ny ambaran'ireo loharano maro dia maro, ny isan'ireo olona miteny ôksitana dia 500 000 hatramin'ny 12 tapitrisa (raha isaina ireo olona mahazo fiteny ôksitana fa tsy mahay miteny azy). Ny havitsian'ny olona miteny ôksitana ankehitriny dia vokatry ny politika nentin'i [[Frantsa]] momban'momba ny fitenim-paritra (''patois'') tamin'ny faran'ny taonjato faha -19 hatramin'izao fotoana izao. Ankehitriny, voasolon'ny fiteny frantsay ny fiteny ôksitana tany [[Frantsa]] arysy tenyny [[fiteny italianina]] tany Italia.
 
{{vangovango}}