Solavesy: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
[[Sary:Sulawesi Topography.png|vignette|347x347px]]
I '''Solaoesy''' na '''Solavesy''' dia nosy any [[Indônezia]] 300 km atsinanan'i [[Bôrneô]], 600 km atsimon'ireo nosy [[Filipina]], 200 km andrefan'ireo nosin'ny Môloka sy avaratra atsinanan'i [[Java]]. Manana velarana mirefy 189 035 <abbr>km<sup>2</sup></abbr>. Mikintoantoana sy rakotra ala ny vohon-taniny. Ny tendrombohitra Rantemario izay manana haavo mirefy 3 478 m no tany avo indrindra ao.