Bôrneô: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Nosy
 
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
[[Sary:Borneo Topography.png|vignette|341x341px]]
I '''Bôrneô''' dia nosy ao [[Azia Atsimo-Atsinanana]] (na [[Insolindia]]). Izy no nosy fahefatra lehibe indrindra eto an-tany raha ny velerany no heverina (izay mahatratra 743 330 <abbr>km<sup>2</sup></abbr>) aorian'i [[Aostralia]] sy i [[Groenlandy]] ary i [[Ginea Vaovao]]. Misy mponina mihoatra ny 20 tapitrisa ny ao ka 27 mp/km<sup>2</sup> ny hakitroky ny mponina mifandraika amin'izany. Ny Indônezianampiteny malay/indonezianina sy filipino ary javaney dia miantso an'io nosy io hoe ''Kalimantan''. Firenena telo no mizara ny tanin'i Bôrneô, dia i [[Broney]] sy i [[Malezia]] ary i [[Indônezia]] ao atsimo. Ny 3%n'ny veleran'io nosy io dia an'i Indônezia.