Srilanka: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-46:
}}
[[Sary:Sri Lanka carte.png|vignette]]
I '''Sri Lanka''' (anarana ofisialy hatry ny [[22 Mey]] [[1972]]: '''Repoblika Demôkratika sôsialistan'i Sri Lanka'''; amin'ny [[fiteny singaley]] ශ්‍රී ලංකාව ; [[tamil]] : இலங்கை), na Sri-Lanka, dia firenan'firena iao [[Azia Atsimo]]. Ny anarany tamin'ny andron'ny [[Empira Britanika]] dia [[Ceylan]] ary [[Taprobane]], sy [[Serendib]] ny anarany tamin'ny [[Andro Taloha|andro taloha]]. 31 km any atsimo atsinanan'i [[India]] no misy azy 20 tapitrisa eo ho eo ny isan'ny mponiny, izay manana fiaviana, finoana, fiteny ary fomba samihafa.
 
I Sri-Lanka dia manana teny ofisialy roa, dia ny [[fiteny singaley]] sy ny [[fiteny tamily]]. Fa ny voalohany no tena ampiasaina any Sri Lanka, satria 73,8%-n'ny mponina no mampiasa ny fiteny singaley, fa 13,9% monja no mampiasa ny fiteny tamily. Ny politikan' i Sri-lanka anefa dia sarotsarotiny amin' ny fampiasana sy ny fampianarana ny fiteny tamily. Amin'ny farany, ny mpiteny tamily dia tsy maintsy mahay miteny singaley alohan'ny mandefa fangatahana any amin'ny fandrindrana. Io fanavakavaha ara-piteny io dia tsy misy lalandava, fa maharitra eo amin'ny ara-pinoana amin'ny alalan'ny fiteny tamily (anatin'ny finoany, ilaina ny fiteny tamily, tahaka ny [[fiteny latina]] ho an'ny Katôlika).
 
[[Sokajy:Firenena]]