Kôntinenta: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-31:
 
== Antarktika ==
I Antarktika dia ilatilay kontinenta misy ny [[Tendrontany Atsimo|tendrontany atsimo]]. Manana velarantany 14 tapitrisa km<sup>2</sup> izy. Ny 98%n'ny velarantaniny dia [[ranomandry]] manana hatevina mety mahatratra 1 600 m. Mangatsiaka sy maina ary be rivotra indrindra eto an-tany i Antarktika. Zavamaniry sy biby mahazaka ny hatsiaka sy ny aizaina ary ny hamaina ihany no miaina any.
[[Sokajy:Kontinenta| ]]