Kôntinenta: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-22:
I Azia dia voafaritry ny [[Ranomasimbe Arktika]] ao avaratra, ny [[andilan-dranomasin'i Bering]] sy ny [[Ranomasimbe Pasifika]] ao atsinanana, ny [[Ranomasimbe Indiana]] ao atsimo, ary ny [[Ranomasina Mena]] sy ny [[Ranomasina Mediteranea]] ao atsimo-atsinanana. Ny sisiny manasaraka an'i Azia sy [[Eorôpa]] dia nifanarahana fa ny t[[endrombohitra Oraly]] (Ural). Manana velarana 32 tapitrisa km<sup>2</sup> i Azia ka izy no be velarana indrindra amin'ny kontinenta rehetra. Izy koa no be mponina indrindra. Ahitana firenena miisa 46 ny ao amin'io kontinenta io.
 
== EoropaEorôpa ==
I Eorôpa dia ao amin'ny ila-bolantany avaratra sady manana ny ampahany be amin'ny taniny ao amin'ny ila-bolantany atsinanana, izay voafaritry ny kontinentan'i [[Azia]] avy ao atsinanana, ny [[Ranomasina Mediteranea]] avy ao atsimo, ny [[Ranomasimbe Atlantika]] sy ny [[Ranomasin'i Norvezy]] avy ao andrefana, ary ny [[Ranomasimbe Arktika]] avy ao avaratra i Eorôpa.