Ôseania: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
I '''Ôseania''' dia kontinenata izay fitambaran'i [[Aostralia]] sy ny [[nosy]] anarivony maro manodidina ao amin'ny faritra atsimon'ny [[ranomasimbe Pasifika]]. Ahitana firenena miisa 14 ny ao Ôseania. Hita ao i Aostralia, i [[Zelanda Vaovao]], i [[Papoazia]], i [[Ginea Vaovao]], [[Tasmania]], i [[Melanezia]], i [[Mikrônezia]], i [[Pôlinezia]], i Haoay. Ny nosy sy ny [[tamba-nosy]] sasany dia mifanalavitra dia mifanalavitra (anarivony kilômetatra). Manana velarana 8 523 655 km2 eo ny kontinentan'i Ôseania. Ny 90% n'izay dia Aostralia. Izy no [[kontinenta]] kely indrindra eto an-tany.
'''Oseania''' dia anarana nomena ny toerana ao amin'ny [[ranomasimbe Pasifika]], misy ny Aostralia, Nouvelle-Zélande, [[Papouasie Nouvelle-Guinée]], [[Tasmania]] ...
<br />[[Sary:LocationOceania.png|250px|center|Oseania]]
 
[[Sary:LocationOceania.png|250px|center|Oseania]]
{{Kontinenta}}
 
Izy no [[kontinenta]] kely indrindra eto an-tany. Mivelatra eo amin'ny 8 523 655 km2 eo izy ary ny 90% -n'izay dia Aostralia.