Antarktika: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
k All info is kept in Wikidata, removed: {{Link FA|af}} (4) using AWB (10902)
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Tsipelina
Andalana faha-1:
[[Sary:AntarcticaLocation.svg|thumb|270px425x425px]]
[[Sary:Antarctique_carte.png|thumb|240px]]
IoI anarana'''Antarktika''' iodia koany dia[[tendrotany]] anaranaatsimo entinamin'ny kaontinantaTany misysy ny manodidina azy. an''Antarktika'' koa ny anaran'ny kontinenta misy ny tendrontany atsimo. Ny hitarintsikahovelabelarina etoato amin'ity lahatsoratra ity dia ilay tondro jeografikaata-jeografia sy ny zava-drehetra mikasikanmikasika an'nyi Antarktika, hatrany amin'ny fiheverana ny fisiany (tamin'ny [[Andro Taloha]]) hatramin'izao fotoana izao.
Ny teny '''Antartika''' dia entina ilazana ny [[tendrotany]] atsimo sy ny manodidona azy.
 
NyI AntartikaAntarntika dia [[kaontinantakontinenta]] iray any atsimon'ny Tany manana velarantany 14 tapitrisa kilometatra efa-mirakm<sup>2</sup>. Ny habeny dia mbola kely nohon'nynoho i [[Azia]], nyi [[Afrika]] na nyi [[Amerika]] ; nyi [[Eoropa]] sy nyi [[Oseania]] ihany no kely noho izy. 98 isan-jaton%n'ny velarantaniny dia [[ranomandry]] manana hatevina 1 600 metatra, izay no tsy hahafantaranaahafantarana ny endriky ny ambanitaniny, fantatra fotsiny ankehitriny fa misy [[tohimtandavan-bohitratendrombohitra]] (chaine de montagne) sy farihy ambanin-dranomandry ny ao, ohatra ny [[farihy Gamburtsev]].
Io anarana io koa dia anarana entin'ny kaontinanta misy an'ny tendrontany atsimo. Ny hitarintsika eto amin'ity lahatsoratra ity dia ilay tondro jeografika sy ny zava-drehetra mikasikan'ny Antarktika, hatrany amin'ny fiheverana ny fisiany (tamin'ny [[Andro Taloha]]) hatramin'izao fotoana izao.
 
NyI antarktikaAntarktika dia ilay kaontinantakontinenta mangatsiaka, maina ary be rivotra indrindra eto an-tany ; maina satria latsaky ny roanjato200 milimetatramm ny latsakrotsak'orana eo amin'ny amorontsirakamorontsiraka (ary mbola latsak'izany ny latsakrotsak'orana any amin'ny [[faritra]] anatyafovoany).
Ny Antartika dia [[kaontinanta]] iray any atsimon'ny Tany manana velarantany 14 tapitrisa kilometatra efa-mira. Ny habeny dia mbola kely nohon'ny [[Azia]], ny [[Afrika]] na ny [[Amerika]] ; ny [[Eoropa]] sy ny [[Oseania]] ihany no kely noho izy. 98 isan-jaton'ny velarantaniny dia ranomandry manana hatevina 1 600 metatra, izay no tsy hahafantarana ny endriky ny ambanitaniny, fantatra fotsiny ankehitriny fa misy [[tohim-bohitra]] (chaine de montagne) sy farihy ambanin-dranomandry ohatra ny [[farihy Gamburtsev]].
 
Tsy mananamisy mponina tera-tany nyi Antartika ary ny mipetraka any amin'izao fotoana izao dia siantifika ny ankamaroany. Voninkazo mahazaka ny hatsiaka, sy ny aizaina ary ny hamaina ihany no miaina any miaraka amin'ny karazam-borona, sy trondro syary biby mampinono ihany no any.
Ny antarktika dia ilay kaontinanta mangatsiaka, maina ary be rivotra indrindra eto an-tany ; maina satria latsaky ny roanjato milimetatra ny latsak'orana eo amin'ny amorontsiraka (ary mbola latsak'izany ny latsak'orana any amin'ny [[faritra]] anaty).
 
Ny teny hoe ''AntartikaAntarktika'' dia avy amin'ny [[fiteny grika]] ''ἀνταρκτικός'' (/ ''antartikós''), izay midika hoe "mitohina amin'i Arktika". Tamin'ny 1820 ilay kaontinantakontinenta no hita voalohany ary ny tafokytafika rosyrosiana entinnentin'i [[Mikhaïl Lazarev]] sy i [[Fabian Gottlieb von Bellingshausen]] no nahita azy. Fa tsyTsy dia nahaliana olona firy ilay kaontinantakontinenta noho ny tsi-tsy fisian'ny [[harena an-kibon'ny tany]], sy ny tontolo tsy afakaazo iainana ary ny fitokanana jeografikanyfitokana-moniny.
Tsy manana mponina tera-tany ny Antartika ary ny mipetraka any amin'izao fotoana izao dia siantifika ny ankamaroany. Voninkazo mahazaka ny hatsiaka, ny aizaina ary ny hamaina ihany no miaina any miaraka amin'ny karazam-borona, trondro sy biby mampinono ihany no any.
 
Araka ny [[fifanekena mombanmomba an'i AntartikaAntarktika]] nosoniavin'ny firenena roa ambin'ny folo tamin'ny taona [[1959]] arysy narahan'i [[fifaneken'i Madrid]] tamin'ny taona 1991, dia manana sata manokana nyi Antartika : tsy azo anaovana hetsika militeraara-miaramila any, arysady tsy azo alaina ny harena ankibonan-kibon'ny tany raha tsy karokamomba ny fikarohana siantifikaara-tsiansa no tanjony.
Ny teny ''Antartika'' dia avy amin'ny [[fiteny grika]] ''ἀνταρκτικός'' (''antartikós''), midika "mitohina amin'i Arktika". Tamin'ny 1820 ilay kaontinanta no hita voalohany ary ny tafoky rosy entin'i [[Mikhaïl Lazarev]] sy i [[Fabian Gottlieb von Bellingshausen]] no nahita azy. Fa tsy dia nahaliana olona firy ilay kaontinanta noho ny tsi-fisian'ny [[harena an-kibon'ny tany]], ny tontolo tsy afaka iainana ary ny fitokanana jeografikany.
 
Araka ny [[fifanekena momban'i Antartika]] nosoniavin'ny firenena roa ambin'ny folo tamin'ny [[1959]] ary narahan'i [[fifaneken'i Madrid]] tamin'ny 1991, manana sata manokana ny Antartika : tsy azo anaovana hetsika militera any, ary tsy azo alaina ny harena ankibon'ny tany raha tsy karoka siantifika no tanjony.
[[Sokajy:Kontinenta]]