Fiteny semitika andrefana: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Nanisy sary
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
[[Sary:Semitic languages.svg|vignette|438x438px|Fiteny semitika]]
Ny '''fiteny semitika andrefana''' dia sampan'ny [[fiteny semitika]] hita amin'ny tapany andrefan'ny faritr'i [[Azia Andrefana]]. Ireto avy ireo fiteny semitika andrefana: ny [[fiteny amorita]] (na amoreana), ny [[fiteny ogaritika]], ireo fiteny tao [[Kanaana|Kanàna]] (dia ny [[fiteny fenisiana]], ny [[fiteny ponika]], ny [[fiteny hebreo]], ny [[fiteny amonita]], ny [[fiteny moabita]], ny [[fiteny edomita]]), ny [[fiteny arameana]], ny [[fiteny arabo]], sy ireo fiteny ao atsimon'i [[Saikanosin'i Arabia|Arabia]], ary ireo fiteny semitikan'i [[Etiopia]] sy [[Eritrea]].
 
== Jereo koa ==