Fiteny semitika avaratra-andrefana: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-2:
Ny '''fiteny semitika avaratra-andrefana''' dia sampana jeografikan'ny [[fiteny semitika]] izay hita any avaratra andrefan'ny amin'ny faritr'i [[Azia Andrefana]], izay sampan'ny [[fiteny semitika andrefana]]. Ny fiteny semitika avaratra-andrefana dia manisy [[Tovona (fitsipiteny)|tovona]] rehefa hanao anarana milaza maro.
 
Ireto avy ireo fiteny semitika avaratra-andrefana: ny [[fiteny amorita]] (na amoreana), ny [[fiteny ogaritika]], ireo fiteny tao [[Kanaana|Kanàna]] (dia ny [[fiteny fenisiana]], ny [[fiteny ponika]], ny [[fiteny hebreo]], ny [[fiteny amonita]], ny [[fiteny moabita]], ny [[fiteny edomita]]) ary ny [[fiteny arameana]].
 
== Jereo koa ==