Fiteny semitika atsinanana: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Nanisy sary
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
 
Andalana faha-2:
Ny '''fiteny semitika atsinanana''' dia sampan'ny [[fiteny semitika]] izay tsy ahitana afa-tsy ny [[fiteny akadiana]] sy [[Fiteny asiriana|fiteny siriana]] ary [[fiteny babiloniana]], ka ny roa farany dia fitenim-paritry ny fiteny akadiana.
 
Fantatra noho ny fisiana soratra tamin'ny taona 3000 tal. JK. avy any [[Mesopotamia]] ny [[fiteny akadiana]] tao amin'ny ampahany amin'i [[Iràka]]. Ny fiteny akadiana no nisolo ny [[fiteny someriana]]. Voasoratra tamin'ny fiteny akadiana ny lahatsoratra ''Enuma Elish'' sy ny ''Tononkalon'i Gilgamesh''.
 
Ny fiteny asiriana dia tao amin'ny tapany avaratr'i [[Mesopotamia]] fa ny fiteny babiloniana kosa tao atsimo. Ny [[farao]] Amenofisy IV (izay atao hoe koa Akenatona) dia nampiasa io fiteny io rehefa mifandray amin'ireo solontenany any [[Kanaana (faritra)|Kanaana]] sy [[Siria (faritra)|Siria]] araka izay hita ao amin'ny ''Taratasin'i Amarna'' izay voasoratra tamin'ny taonjato faha-14 tal. J.K.
 
== Jereo koa ==