Fiteny berbera: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
Ny '''fiteny berbera''' dia sampan'ny fianakaviam-piteny [[Fiteny hamito-semitika|hamito-semitika]] (na afro -aziatika na afraziana) izay tenenin'ny olona monina amin'ny velranvelaran-tany midadasika, dia i [[Afrika Avaratra]] hatrany [[MarokaMarôka]] ka hatrany [[Ejipta]], mamakivaky an'i [[Aljeria]] sy ny [[Tonizia]] ary i [[Libia]], ary i [[Sahara]] sy ny ampahan'i [[Sahely]] ao andrefan'i Afrika. Ahitana olona maro miteny berbera koa ny ao [[MalýMalỳ|Maly]] sy ao [[Nijera]]<ref><small>Salem Chaker, "Langue et littérature berbères", ''Clio'',‎ mai 2004 ([http://www.clio.fr/BIBLIOTHEQUE/langue_et_litterature_berberes.asp vakio eto] [[http://archive.wikiwix.com/cache/?url=http%3A%2F%2Fwww.clio.fr%2FBIBLIOTHEQUE%2Flangue_et_litterature_berberes.asp tahiry]])</small>
 
<small>I Salem Chaker dia mpampianatra fiteny berbera ao amin'ny Institut national des langues et civilisations orientales (Inalco) sady talen'ny Centre de recherche berbère.</small></ref>.