Sampam-piteny jermanika: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
k Rohy
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday Modification sur mobile avancée
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Nanisy sary
Andalana faha-1:
[[Sary:Germanic languages in Europe.png|vignette|325x325px]]
Ny '''fiteny jermanika''' dia sampan'ny fianakaviam-piteny [[fiteny indo-eoropeana|indo-eoropeana]] izay teraky ny proto-jermanika. Ny vahoaka jermanika, izay nonina tao amin'ny ampahany avaratra-atsinanan'ny [[Empira Romana|Empira romana]] taloha, no miteny azy hatramin'izay nisiany. Maro ny zavatra iombonan'ireo fiteny jermanika ireo ka isan'izany ny fiovam-panonona nahazo ireo [[renifeo]] araka ny fikarohan'i Grim sy Verner azy; ao koa ny voambolana izay ahitana [[fototeny]] tsy indo-eoropeana.
 
Ny fiteny jermanika be mpiteny indrindra dia ireo ao amin'ny sampana andrefana dia ny [[fiteny anglisy]] sy ny [[Fiteny alemana|fiteny alemàna]] sy ny [[Fiteny nerlandey|fiteny neerlandey]] ary ireo [[fiteny skandinaviana]] toy ny [[Fiteny soedoa|fiteny soedoà]] sy [[Fiteny danoa|danoà]] ary [[Fiteny norveziana|norveziana]].