Fiteny latina: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
k Rohy
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-6:
}}
 
Ny '''fiteny latina''' (amin'ny teny latina ''lingua latīna'') dia fiteny taloha notenenin'ny mponina tao amin'ny faritr'i LatiumLatioma, eo amin'ny misy an'i [[Roma]] ankehitriny. Io fiteny io dia avy amin'ny [[Fiteny indô-eoropeanina|fiteny indo-eoropeana]] voalohany tahaka ny ankabeazan'ny fiteny notenenina tao Eoropa[[Eorôpa]]. Ny fiteny latina dia avy ao amin'ny [[saikanosy italianina]]. Na dia lazaina fa [[fiteny maty]] aza io fiteny io, ny [[fiteny rômana]] izay mbola ampiasaina ankehitriny ([[Fiteny frantsay|frantsay]], [[Fiteny espaniola|espaniola]], [[Fiteny italiana|italiana]], [[Fiteny romaniana|romaniana]]) dia endrika nivoatra avy amin'io fiteny io. Na dia fiteny maty aza izy io, betsaka ireo olona mahafehy azy, mianatra azy ary mampianatra azy eran'izao tontolo izao.
 
Mbola ampiasain'ny fiteny ankehitriny amin'ny famoronana voambolana vaovao ny fiteny latina, ary mbola ampiasaina amin'ny fanomezana anarana siantifika ny zava-miaina.
 
Noho ny herin'ny tafika romana tamin'ny fotoan'androny ary noho ny fahefana omen'ny fifehezana ny fiteny latina, dia niparitaka eran'i [[Mediteranea]] ny fiteny latina, izay nipoiran'ny fitenim-paritra nanome ireo fiteny rômana ankehitriny.
 
Taorian'ny fanjavonan'ny [[Empira Romana|Empira rômana]] tamin'ny taonjato fahadimy, dia nihavitsy hatrany ny isan'ireo olona nahay ny fiteny latina, ary noho izayny havitsian'ny fampianarana dia feno teny avy amin'ny [[fiteny jermanika]] arysy rômana tamin'izany fotoana izany ny fiteny latina nampiasaina tamin'ny [[Andro Antenantenany]].
 
Nanomboka taminTamin'ny taonjato faha-15 hatramin'ny taonjato faha-18 dia nesorin'ireo mpanoratra latina eoropeanina ireo teny avy amin'ny teny jermanika arysy ireo teny avy amin'ny fiteny rômana. Nandritry ny taonjato telo dia nampiasaina ho teny[[fiteny iraisam-pirenena,]] tenysy fiteny iofanana ary tenyfiteny ampiasain'ny siansa ny fiteny latina.
 
== Fanasokajiana ==
Andalana faha-22:
== Fiparitahana ara-toerana ==
 
Teny ofisialin'ny [[Katolisisma|Fiangonana Katolika]] ny fiteny latina. Ny fiteny frantsay no tenin'ny diplômasia any Vatikana[[Vatikàna]], fa ny fiteny italiana no tena apiasaina any amin'ny [[firenena]] vatikanina.
 
=== Teny voasintona ===
 
Ny tenyfiteny romanarômana (toy ny [[fiteny espaniola]], ny [[fiten'nyi Oïl syÔily]], ny [[fiteny frantsay]], ny fiteny italiana, ny [[fitenin'nyi OcÔka]], ny [[fiteny katalàna]], ny [[Fitenyfiteny portogey|portogeypôrtogey]], ny [[fiteny romantsa]] ary ny romaina[[fiteny romaniana]]) dia nivoatra avy amin'ny fiteny latina.
 
Karazana fandravonana ireo fiteny romanarômana ireo ny ''interlingua'', izay afaka azon'ny olona 900 tapitrisa (tontalin'ny mpiteny fiteny romanarômana) avy hatrany.
 
=== Fanoratana ===
 
Ny RomanaRômana no namorona ny [[abidy latina]]. Ireto ireo ny litera ampiasainao amin'ny abidy latina:
 
{| class="wikitable"