Faritra Atsimo ao Afrika: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
[[Sary:LocationSouthernAfrica.png|vignette|330x330px|Sarintany maneho ny Faritra Atsimon'i Afrika]]
Ny '''Faritra Atsimo ao Afrika''' dia ny tapan'i [[Afrika]] ao atsimo izay fitambaran'ny firenana sy tany ao atsimon'ny alam-pehibe afrikana. Tanisaina ao amin'io faritra io ireo nosy afrikana ao atsimo-andrefan'ny [[Ranomasimbe Indiana]] manodidina an'i [[Madagasikara]] (avy ao amin'ny [[Lakandrano Mozambika]] ka hatrany ami'ireo nosy [[Maorisy]] sy [[La Réunion]]) ary ireo nosy afrikana ao atsimo atsinanatsinanan'ny [[Ranomasimbe Atlantika]].
 
Ireto avy ireo firenena ao amin'ny Faritra Atsimo ao Afrika: i [[Afrika Atsimo]], i [[Angôla]] (indraindray tafiditra ao [[Afrika Afovoany]]), i [[Bôtsoana]], i [[Kômôro]], i [[Esoatiny]] ([[Soazilandy]]), i [[Lezôtô]], i [[Madagasikara]], i [[Malaoy]], i [[Maorisy]] (firenena), i [[Mozambika]], i [[Namibia]], i [[Zambia]] (indraindray tafiditra ao Afrika Afovoany) ary i [[Zimbaboe]].