Eorôpa: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Tsipelina
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Nanisy sary
Andalana faha-1:
[[Sary:LocationEurope.png|250pxvignette|center446x446px|Eoropa{{Kontinenta}}]]
{{Kontinenta}}
 
I '''Eorôpa''' dia [[kontinenta]] hita manontolo ao amin'ny ila-bolantany avaratra sady manana ny ampahany be amin'ny taniny ao amin'ny ila-bolantany atsinanana, izay voafaritry ny kontinentan'i [[Azia]] avy ao atsinanana, ny [[Ranomasina Mediteranea]] avy ao atsimo, ny [[Ranomasimbe Atlantika]] sy ny [[Ranomasin'i Norvezy]] avy ao andrefana, ary ny [[Ranomasimbe Arktika]] avy ao avaratra i Eorôpa. Matetika dia zaraina ho faritra efatra i Eorôpa ka ahitana an'i [[Eorôpa Avaratra]], i [[Eorôpa Andrefana]], i [[Eorôpa Afovoany]], i [[Eorôpa Atsinanana]] ary i [[Eorôpa Atsimo]].