Fokon' i Jôsefa: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
k Tsipelina
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday Modification sur mobile avancée
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
Rohy
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday Modification sur mobile avancée
Andalana faha-9:
 
== Fokon'i Manase ==
Ny [[fokon'i Manase]] dia vakiny iray amin'ny fokon'i Josefa. Indraindray ny Baiboly dia miresaka ny amin'ny antsasa-pokon'i Manase miaraka amin'ny [[fokon'i Robena]] sy ny [[fokon'i Gada]], satria ireo foko roa sy sasany ireo dia nandray anjara tamin'ny fakana ny tany [[Kanaana (faritra)|Kanaana]] ka nipetraka teny ampita atsinanan'i [[Jordana (ony)|Jordana]] fa ny fokon'i Israely sisa rehetra kosa, isan'izany ny antsasany faharoa amin'ny fokon'i Manase, dia napetrak'i [[Josoa]] (na Jôsoe) teo amin'ny [[Tanin'i Israely]].
 
Ny fokon'i Josefa dia isan'ny [[foko folo very]] taorian'ny faharavan'ny [[Fanjakan'i Samaria]].