Fokon' i Asera: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
k Rohy
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday Modification sur mobile avancée
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
k Rohy
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday Modification sur mobile avancée
Andalana faha-14:
 
== Anisan'ireo fokon'i Israely nanjavona ==
Isan'ireo foko niaraka tamin'ny [[Fanjakan'i Israely (Samaria)|Fanjakan'i Samaria]] ny fokon'i Asera. Tamin'ny nandravan'ny [[Asiriana]] ny Fanjakan'i Samaria sy [[Fahababoana tany Asiria|nanaovana sesitany]] ny mponina tao dia tsy fantatra intsony izay nanjo ny fokon'i Asera ka izany no ilazana fa isan'ireo [[Foko folo very|fokon'i Israely folo nanjavona]] izy. Ao amin'ny [[Testamenta Vaovao]] dia lazaina fa isan'ny fokon'i Asera i Ana mpaminanivavy sy i Fanoela rainy (Lioka 2.36).
 
== Jereo koa: ==