Fokom-pirenen' i Asera: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
k Rohy
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday Modification sur mobile avancée
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
k Rohy
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday Modification sur mobile avancée
Andalana faha-8:
 
==== Araka ny Baiboly ====
Araka ny [[Bokin'i Josoa]] (na Jôsoe) dia nomen'i [[Josoa]] (na Jôsoe) ny fokon'i Asera ny faritra andrefana sy amorontsirak'i [[Galilea (faritra)|Galilea]] (Jos. 19.24-31). Araka ny [[Baiboly]] dia tany mamokatra ny tany nisy ny fokon'i Asera ary nalaza amin'ny famokarany menaka [[oliva]]<ref name=":0"><small>Singer, Isidore; et al., eds. (1901–1906). ''The Jewish Encyclopedia''. New York: Funk & Wagnalls.</small></ref>. Ny ''[[Tsodranon'i Mosesy]]'' dia naminany izany fitsinjarana ny tany izany ([[Bokin'ny Deoteronomia|Deoteronomia]] 33.24-25) na dia mihevitra ireo manam-pahaizana fa zavatra nosoratana taty aoriana izany<ref>''<small>[https://books.google.com/books/about/Peake_s_commentary_on_the_Bible.html?id=vjsJAQAAIAAJ&redir_esc=y Peake's Commentary on the Bible]</small>''</ref>.
 
==== Araka ny mpanao tsikera ====
Tsy dia mazava loatra ny tena sisin-tanin'i Asera raha ny [[Torah]] no dinihina satria mety tsy nanana tany fantatra ny fokon'i Asera<ref name=":0" />. Na dia nisy ny fifandraisana ara-barotra tamin'i [[Foinikia]] (Fenisia) nandritra ny tantara aza i Asera dia hoatra ny tsy nisy fifandraisana tamin'ireo fokon'i Israely hafa loatra. Tsapa koa fa tsy dia voalaza ho nandray anjara tamin'ny ady nifanaovan"ny [[Kananita]] (na Kananeana) tamin'ireo foko hafa ny fokon'i Asera nandritra ny ady nifanaovan'i [[Baraka]] sy i [[Sisera]] izay tantarain'ny Baiboly<ref name=":0" />. Ireo mpanao tsikera dia manatsoaka hevitra fa mety tsy nahita toerana teo amin'ny fitondrana politika tao Israely ny fokon'i Asera<ref name=":0" />.
 
== Anisan'ireo fokon'i Israely nanjavona ==