Fokon' i Jodà: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
k Rohy
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday Modification sur mobile avancée
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
k Rohy
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday Modification sur mobile avancée
Andalana faha-9:
 
== Olona isan'ny fokon'i Jodà ==
Isan'ny fokon'i Jodà i [[Davida (Baiboly)|Davida]] sy ireo nitaranaka azy, dia i [[Boaza]] sy i [[Obeda]] ary i [[Jese (rain'i Davida)|Jese]]. Araka ny finoana jiosy dia isan'ny fokon'i Joda ny [[Mesia]]<nowiki/> satria nampanantena ny fitohizan'ny fanapahan'i Joda ny Fanjakana ilay tsodrano. Maro ireo olona manana ny maha izy azy izay isan'ny fokon'i Jodà, ka isan'izany i [[Isaia (mpaminany)|Isaia]], i [[Habakoka]], i [[Joela]] (na [[Jôely]]), i [[Mika (mpaminany)|Mika]] (na [[Mikea (mpaminany)|Mikea]]), i [[Obadia]] (na [[Abdiasa]]), i [[Zakaria mpaminany|Zakaria]] ary i [[Zefania (mpaminany)|Zefania]] (na [[Sôfônia]]).
 
Taty aoriana, nandritra ny [[fahababoana tany Babilona]], dia isan'ny fokon'i Jodà ireo mpitarika voatendrin'ny mpanjaka [[Babilôna|babilobiana]] hitondra ny vahoaka jiosy, torak'izany koa rehefa tapitra ny fahababoana ka isan'izany i [[Zorobabela]] (lehiben'ireo Jiosy nody tany [[Jodea]] voalohany), i [[Seltiela]] ary i [[Nehemia]] (izay isan'ireo governoran'i [[Jodea]] notendren'ny [[Akemenida]]). Tamin'ny andron'ny [[Empira Romana|Romana]] dia voalaza ho isan'ny fokon'i Jodà ireo andriandahy (hebreo: ''Nasi'') taorian'i [[Semaia]], satria izy rehetra ireo dia taranak'i [[Hilela]] izay voalaza fa nateraky ny vehivavy taranak'i Davida.
 
== Jereo koa: ==