Fokon' i Jodà: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
Rohy
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday Modification sur mobile avancée
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
k Rohy
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday Modification sur mobile avancée
Andalana faha-6:
 
== Ny anjara tanin'ny fokon'i Jodà ==
Ao amin'ny [[Bokin'i Josoa]] (Jos. 15) no iresahana ny anjara tany azon'ny fokon'i Joda tao [[Kanaana (faritra)|Kanaana]]. Tsy hita ao amin'ny ''[[Hiran'i Debora]]'' ny fokon'i Jodà<ref><small>Ny tantaran'i Debora dia hita ao amin'ny toko faha-4 sy faha-5n'ny [[Bokin'ny Mpitsara]]. Ny toko faha-4 dia fitantarana amin'ny lahateny tsotra fa ny toko faha-5 kosa dia amin'ny endrika tonon-kalo - izay atao hoe "Hiran'i Debora" na "Antsan'i Debora".</small></ref>. Nanana ny toerany manokana ny fokon'i Joda amin'ny maha foko voalohany ao amin'ny [[Fanjakan'i Jodà]] azy, ary avy ao aminy no voalaza fa nivoahan'ireo [[mpanjakan'i Jodà]] (afa-tsy ireo mpanjaka telo farany tao [[Jodea]] (na Jodia), dia ireo [[Hasmoneana]] izay [[Levita]]). Araka ny [[Baiboly]] dia efa voalazan'ny faminaniana ao amin'ny ''[[Tsodranon'i Jakoba]]'', izay nanambara fa tsy tokony hiala avy ao amin'i Jodà ny tehina ary ny tehim-panjakana tsy hivoaka avy eo anelanelan'ny tongony.
 
== Olona isan'ny fokon'i Jodà ==