Fokon' i Levy: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
Rohy
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday Modification sur mobile avancée
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
Rohy
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday Modification sur mobile avancée
Andalana faha-7:
 
== Fonenan'ny fokon'i Levy ==
Tsy nanana anjara tany ho azy manokana ny Levita rehefa natao ny fizarana ny tany voababo, dia ny [[Kanaana (faritra)|tany Kanana]], fa niparitaka tamin’ny tanana miisa 48 miaraka amin’ireo [[Fokon'i Israely|foko]] sisa ao amin’ny [[Zanak'i Israely|Zanak’i Israely]]. Satria izy ireo tsy nanao asa afa-tsy ny raharaha momba ny fanompoana an' Andriamanitra sy ny fitantanafitantanan-draharaha ao an-[[Tempolin'i Jerosalema|Tempoly]] ary ny fampianarana ny [[Lalàn'i Mosesy|Lalàna]], dia nanome ny [[Ampahafolon-karena|ampahafolon-karenany]] azy ny sisa amin'ny Israelita mba hivelomany sy hanamboarana na hanarenana ny Tempoly. Nisy koa ireo Levita nisahana ny fitendrena sy ny fitsofana zavamaneno ao amin'ny Tempoly.
 
== Ny Levita ==