Fokon' i Robena: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
Sora-matevina
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday Modification sur mobile avancée
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
Rohy
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday Modification sur mobile avancée
Andalana faha-3:
 
== I Robena ==
I [[Robena]] na [[Reobena]] (hebreo: ראובן / ''Reʾuben na Reʾuven'') dia zanak'i [[Jakoba]] voalohany tamin'i [[Lea (vadin'i Jakoba)|Lea]] araka ny tantara ao amin'ny [[Bokin'ny Genesisy]]. I Robena ilay niangavy ireo rahalahiny mba tsy hamono an'i [[Josefa (zanak'i Jakoba)|Josefa]]. Na dia lahimatoa aza i Robena dia tsy izy no mpitarika ireo rahalahiny. Ny zanak'i [[Robena]] dia i Henoka, i Palo, i Hetsrona (na Hezrona) ary i Karmy.
 
== Ny tanin'ny Robenita ==