Samaritana: Fahasamihafan'ny versiona

k
tsy misy ambangovangom-panovana
k (Rohy sy tsipelina)
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday Modification sur mobile avancée
kAucun résumé des modifications
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday Modification sur mobile avancée
Ny Baiboly anefa tsy tena miresaka mazava ny amin'ny fanjavonan'ireo fokon'i Israely folo. Ohatra, ny [[Bokin'i Jeremia]] (Jer. 41.5) dia mitatitra fa 150 taona taorian'ny faharavan'ny [[Fanjakan'i Israely (Samaria)|Fanjakan'i Samaria]], izany hoe raha vantany vao rava i Jerosalema tamin'ny taona 586 tal. J.K., dia tonga nitondra fanatitra ho an'ny [[Tempolin'i Jerosalema]] ny mponin'i Israely Avaratra: "lehilahy miisa valopolo tonga avy any Sikema (na Sekema), avy any Silo ary avy any Samaria, niharatra volom-bava, nandrovitra akanjo, sady nandididy ny hodiny (ho mariky ny fisaonana). Nitondra voan-javatra sy emboka manitra hatao fanatitra ho an'ny Tempolin'i Iahveh".
 
=== Fiheveran'ny Jiosy sy ny Kristiana sasany ===
Na dia manalasala aza ny fitantaran'ny Baiboly dia mihevitra ny [[Jodaisma ortodoksa|Jiosy ortodoksa]], toraka izany koa ny Kristiana, fa ny Samaritana dia tsy afaka hihambo ho taranak'ireo [[Foko folo very|foko folo]] tao Israely. Tsy ireo Samaritana ireo no ho fitohizam-pisian'ireo foko izay nanjavona amin'ny fomba tsy fantatra ireo.
 
2 689

modifications