Faritanin' Antsiranana: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
[[Sary:Madagascar - Antsiranana.svg|vignette|Faritanin'Antsiranana ao avaratr'i Madagasikara|432x432px]]
Ny '''faritaninFaritanin'Antsiranana''' dia iray amin'ireo faritany enina eto [[Madagasikara]] izay manana velarana mirefy 43 406 <abbr>km<sup>2</sup></abbr>. Misy mponina 1 465 606 izy tamin'ny taona 2011. Eo amin'ny 34 mponina<abbr>/km<sup>2</sup></abbr> I ny hakitroky ny mponina. I [[Antsiranana]] na Diego-Suarez ny renivohiny.
 
Misy faritra roa ny ao amin'ny Faritanin'Antsiranana, dia ny [[Faritra Diana]] sy ny [[Faritra Sava]]. Misy distrika sivy ny ao amin'io faritany io izay mitsinjara amin'ireo faritra roa ireo toy izao: ao amin'ny faritra Diana no misy ny [[distrikan'Ambanja]], [[Distrikan'Ambilobe|Ambilobe]], [[Distrikan'Antsiranana I|Antsiranana I]], [[Distrikan'i Antsiranana II|Antsiranana II]], ary [[Distrikan'i Nosy Be|Nosy Be]]; ao amin'ny faritra Sava no ahitana ny [[distrikan'Andapa]], [[Distrikan'Antalaha|Antalaha]], [[Distrikan'i Sambava|Sambava]] ary [[Distrikan'i Vohemar|Vohemar]].