Faritanin' i Toliara: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Aucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
[[Sary:MadagascarToliara.png|ankavanana|200px|thumb|Fisian'ny faritan'i Toliary (miloko maitso mazava)]]
'''Toliara''' dia anisan'ireo [[Faritany]] enina ao [[Madagasikara]]. Izy no faritanin'i Madagasikara lehibe indrindra raha ny velarana no jerena; any amin'ny tapany atsimo-andrefan'ny [[nosy]] no misy azy; misy ny [[seranan-tsambo]] ao amin'ny [[lakandranon'i Mozambika]].
 
Ny anarana hoe''Toliara'' dia anarana ofisialin'ilay tanàna nanomboka tamin'ny [[fanagasiana]] tamin'ny taona 1970 tamin'ny fanagasiana ny anaran-tanàna nitondra anarana frantsay, ny anaran-tanàna fotsiny no tena niova fa ny anaran-dalana mitovy ihany. 936 km miala ao Antananarivo no misy ny renivohiny, dia ny tanànan'i Toliara.
Izy no faritanin'i Madagasikara lehibe indrindra raha ny velarana no jerena ; any amin'ny tapany atsimo-andrefan'ny [[nosy]] no misy azy ; misy ny [[seranan-tsambo]] ao amin'ny [[lakandranon'i Mozambika]].
 
Ny anarana ''Toliara'' dia anarana ofisialin'ilay tanàna nanomboka tamin'ny [[fanagasiana]] tamin'ny taona 1970 tamin'ny fanagasiana ny anaran-tanàna nitondra anarana frantsay, ny anaran-tanàna fotsiny no tena niova fa ny anaran-dalana mitovy ihany.
 
936 km miala ao Antananarivo no misy azy.
 
== Ny fizarany ==
Ligne 50 ⟶ 46 :
|}
 
== Jereo koa ==
[[Faritany eto Madagasikara]]:
 
* [[Faritanin' Antananarivo|Faritanin'Antananarivo]]
* [[Faritanin'Antsiranana]]
* [[Faritanin'i Fianarantsoa]]
* [[Faritanin'i Mahajanga]]
* [[Faritanin'i Toamasina]]
* '''Faritanin'i Toliara'''
{{vangovango}}
[[sokajy:Faritanin'i Toliara]]