Herodiana (fianakavia-mpitondra fanjakana): Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
k Rohy
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday Modification sur mobile avancée
 
Andalana faha-1:
Ny '''Herodiana''' na '''dinastia herodiana''' dia fianakavia-mpitondra fanjakanampanjaka manam-piaviana [[Idomea|idomeana]]. Ny ankamaroan'ny mpanjaka tao amin'io fianakaviana io dia nanjakananapaka tao [[Palestina]] sy Israely. Ny mpanjaka herodiana farany tao Israely dia i [[Heroda Agripa II]].

Matetika dia ampiasaina ny teny hoe "herodiana" mba hanondroana vanimpotoana, indrindra momba an'i [[Palestina]].

Ny tena nalaza tamin'ireireo Herodiana dia i [[Heroda Lehibe]] (73 tal. J.K. - 4 tal. J.K.), i [[Heroda Antipasy]] (21 tal. J.K. - 39 taor. J.K.), i [[Heroda Agripa I]] (10 tal. J.K. - 44 taor. J.K.), i [[Heroda Agripa II]] (27 taor. J.K. - 93 taor. J.K.).