Herôda Lehibe: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
k Rohy
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday Modification sur mobile avancée
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday Modification sur mobile avancée
Andalana faha-28:
 
== Zava-bitany ==
Teo anelanelan'ny taona 25 sy 13 tal. J.K. dia niroborobo ara-toekarena i Jodea. Nanao asa fanorenana maro i Heroda, ka isan'izany ny fanorenana teatra sy anfiteatra ary toeram-pilalaovana tao [[Jerosalema (Andro Taloha)|Jerosalema]] sy tao [[Jeriko]] ary tao [[Kaisarea]] (na Sezarea na Kaisaria) mba hanomezam-boninahitra an'i Aogosto. Nanamboatra nasy nanao fanarenana toeram-pamaharana i Heroda mba hiarovany an'i Jodea amin'ny fanafihan'ny [[Arabo (olona)|Arabo]]. Isan'ny namboariny i [[Masada]]. Nanao fanitarana ny [[Tempolin'i Jerosalema]] izy izay nantsoina hoe [[Tempolin'i Heroda]] rehefa vita. Ratsy fiafara ny fanjakany noho ny fisian'ny fiokoana tao an-dapa ka nahafaty azy tamin'ny taona 4 taor. J.K.
 
== Lovantsofina kristiana ==