Herôda Lehibe: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
k Rohy
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday Modification sur mobile avancée
Andalana faha-1:
[[Sary:HerodtheGreat (cropped).jpg|vignette|I Heroda Lehibe]]
I '''Heroda Lehibe''' na '''Heroda I Lehibe''' dia mpanjakan'i [[Jodea]] (na Jodia) izay notohanan'ny [[Empira Romana|Romana]] sady lazaina ao amin'ny [[lovantsofina]] jiosy sy kristiana fa mpanjaka nanao didy jadona sy ratsy fanahy. Teraka tamin'ny taona 73 tal. J.K. sady maty tamin'ny taona 4 taor. J.K. izy. Nanomboka tamin'ny taona 37 tal. J.K. ka nifarana tamin'ny taona 4 taor. J.K. ny fanjakany.
 
== Ny anarany ==