Empira Safavida: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Nanisy sary
Andalana faha-1:
[[Sary:Safavid dynasty (greatest extent).svg|vignette|360x360px|Ny Empira safavida tamin'ny andron'ny ''Shah'' Abbas I.]]
Ny '''fianakavia-mpanjakan'ny Safavida''' na '''Sefevida''' dia nanapaka tao [[Persia]] tamin'ny taona 1501 hatramin'ny taona 1736. Atao hoe صفویان / ''Safaviān'' izy ireo amin'ny [[teny persana]], fa صفوی‌لر / ''Səfəvilər'' kosa amin'ny [[teny azery]]. Nandimby ny Tomorida izy ka dinastia voalohany nahaleo tena tanteraka izay nanapaka an'i Iràna nandritra ny 500 taona any ho any.