Fanjakan' ny Arsakida: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
k Rohy
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday Modification sur mobile avancée
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-15:
 
Nisy taranaka arsakida koa nanjaka tao [[Iberia]] (Kartly) nanomboka tamin'ny taona 189 taor. J.K. ka i [[Reva I]], zanaky ny "mpanjaka lehibe" partiana tsy fantatra anarana (izay misy mihevitra fa i [[Vôlôgesa V]] ), no mpanjaka tamin'izay. Rava izany fianakaviana izany tamin'ny andron'ny andriambavy [[Abekora]] zanaka vavin'i [[Aspagora I]], izay nanambady an'i Mirvàna tamin'ny taona 284 taor. J.K., i Aspagora no mpanorina ny fianakavia-mpanjaka atao hoe [[Kôsrôida]].
 
== Jereo koa ==
Ireo fianakavia-mpanjaka nanapaka tany Persia:
 
* [[Empira akemenida]] (550-330 tal. J.K.)
* [[Seleokida|Empira helenistika seleokida]] (330-124 tal. J.K.)
* '''Fanjakan'ny Arsakida''' (247 tal. J.K - 224 taor. J.K.)
* [[Empira sasanida]] (224-651 taor. J.K.)
* [[Diastia safavida]] (1501-1736 taor. J.K.)
* [[Dinastia afsarida]] (1736-1796 taor. J.K.)
* [[Dinastia zanda]] (1751-1794)
* [[Dinastia kajara]] (1785-1925 taor. J.K.)