Afganistana: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Rohy
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Tsipelina
Andalana faha-47:
}}
 
Ny '''Afganistana''' na '''Repoblika islamikan'i Afganistana''' (pashto : د أفغانستان اسلامي جمهوریت, dari : جمهوری اسلامی أفغانستان), dia firenena any [[Azia Afovoany]] tsy manana amorontsirakamorontsiraka mizara sisintany amin'i [[Pakistana]], amin'i [[Tajikistana]], amin'i Iran, amin'i [[Torkmenistana]], amin'i [[Ozbekistana]] ary amin'i [[Sina]].
 
Ny [[faritany]]fari-tany misy an'io firenena io dia ifanenan'ny mponina maro sy ifanenan'ny mpivarotra avy tany eoropa[[Eoropa]] ho any [[Azia]] na avy any Azia makany [[Azia andrefanaAndrefana]] na makany Eoropa. Tamin'ny [[Andro Taloha|andro taloha]], io [[faritany]] io dia efa [[faritany]] nifanenan'ny mponina mpivarotra miaina eo akaikiny toy ny [[Iranianina]], ny [[Torka]] na ny [[Arabo (olona)|Arabo]]. Ny olo-malaza nandalo tamin'i Afganistana dia i Gengis Khan, Alexandre sns.
 
Teo aorianTaorian'ny nahalatsahannionganan'ny empira[[Dinastia afsarida|Empira persa afsridafsrida]] ny afganistana no lasa [[mizaka tena]] (tamin'ny 1747) eo ambanin'ny jeneraly [[Ahmad Khan Abdali]], lasa ''padishah'' an'ilay firenena tamin'ny taona 1747. Ny [[faritany]] isiany dia, tamin'ny andro taloha, vaoninvaorin'ny empiraEmpira baktriana, ny empiraEmpira kušankosàna na ny empiraEmpira gazvenida.
 
Teo aorianTaorian'ny ady anglô-afgana faharoa, ny britanikaBritanika dia tsy namela an'i Afganistana tany, fa milaza ny britanikaBritanika fa tsy hidikiditra anaty anatin'ny raharaha anaty anatin'ny [[faritra]] mijanna. NyI Afganistana dia lasa hoe Firenenafirenena "tamponmanefitra" tamin'ny taona 1879 hatramin'ny taona 1919, fa mbola mahazo [[mizaka tena]] amin'ny lafin'ny politika anaty.
 
== Tsiahy ==