Afsarida: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-3:
Avy any [[Torkestàna]] ny Afsara. Taorian'ny nahazoan'ny [[Môgôly]] io faritra io dia nanorim-ponenana tao amin'ny faritanin'i [[Azerbaijàna]] izy ireo. Taty aoriana dia nanompo ny ''shah'' Ismail Safavi (1487-1524) tao amin'ny tafiky ny Kizilbasy (''Qizilbash'') manampahaizana sasany tao aminy. Rehefa tafapetraka teo amin'ny fitondrana i Ismail dia nafindrany ny fokon'ny Afsara sasany avy any Azerbaijàna nankany Korasàna mba hisakana ny [[Ozbeka]].
 
Vanimpmotoan'ny fikorontanana sy adiady maro ho an'i Iràna ny taonjato faja-18. Niteraka ra mandriaka sy fandringanana ary fandrobana nandritra ny taona maro ny fionganan'ny [[Safavida]] teo anatrehan'ny [[Afgàna]] notarihin'i Mir Mahmoud Hotaki (1722). Nandritra izany fotoana izany no niakaran'ny miaramila Nader, avy amin'ny fokon'ny Kirklo (''Qirqlu'') ao amin'ny foko lehiben'ny Afsara, ka nanafaka ny firenena tamin'ny fanjakazakan'ny Afgàna.