Fahatongavana ho nofo (kristianisma): Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
k Rohy sns
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday Modification sur mobile avancée
Andalana faha-1:
[[Sary:Georges de La Tour 001.jpg|vignette|261x261px|''Ny Fahaterahan'ny Mpamonjy,'' sary nataon'i Georges de La Tour (1644).]]
Ny '''fahatongavana ho nofo''' dia foto-pampianara kristiana izay ilazana fa ny Tenin' Andriamanitra (''Logos'') dia tonga nofo tao amin' i [[Jesoa Kristy]]. Izany fampianarana izany dia ambara ao amin'ny fitarihan-teny ao amin' ny [[Evanjelin'i Joany|Evanjelin' i Joany]] (Joa. 1.14). Izany no ivon' ny [[kristolojia]]. Ny

Amin'ny Ktistiana trinitariana, ny fahatongavana ho nofo dia ny fikambanan' ny [[Sobstansa (teolojia)|sobstansan]]' Andriamanitra amin' ny natiotran[[Natiora (teolojia)|natioran]]' olombelona tao amin' ny [[Persona (teolojia)|personan]]' i Jesoa Kristy. Sady misy toetr' Andriamanitra syno misy toetr' olombelona (afa-tsy ny [[fahotana]]) i Jesoa ka inoan' ny ankamaroan' ny Kristiana fa fahatongavan' Andriamanitra ho nofo amin' ny endrik' olombelona.
 
Ny fahatongavana ho nofo dia niadian-kevitra hatramin' ireo taonjato voalohan' ny kristianisma. Ny tsy fifanarahan-kevitra teolojika nafanafana tamin' izany dia ny amin' ny [[doketisma]].