Fianakaviam-piteny dravidiana: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Fiteny any India
 
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday Modification sur mobile avancée
Andalana faha-1:
[[Sary:Dravidian subgroups.png|vignette|338x338px|Ny zana-bondron'ny fiteny dravidiana]]
Ny '''fiteny dravidiana''' dia [[fianakaviam-piteny]] ahiatana [[fiteny]] miisa 30 any ho any izay samy avy ao [[India]] avokoa, ka tenenina indrindra ao atsimon'i India. Misy mpiteny azy ireo koa ny any [[Srilanka]], ny any [[Pakistàna]] sy ireo vahoaka indiana nifindra monina. Tamin'ny taona 2010 dia nahatratra 214 000 000 any ho any ny mpiteny amin'ny fiteny dravidiana, ka ny tena be mpampiasa dia ny [[fiteny telogo]] sy ny [[fiteny tamoly]] na [[Fiteny tamily|tamily]] (76 000 000 sy 80 000 000 ny isan'ny mpiteny azy avy), na ny [[fiteny malaialama]] sy ny [[Fiteny kannada|fiteny kanada]] (izay misy mpiteny miisa 33 000 000 sy 38 000 000 isany avy). Ny tsirairay amin'ireo fiteny efatra ireo dia fiteny lehibenbe mpampiasa ao amin'ny Fanjakana indiana tsirairay, dia i Anhra Pradesh (sy i Telangana izay nisaraka tamin'ny taona 2014), i Tamil Nadu, i Kerala ary i Karnataka.