Fiteny ordò: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Tsipelina
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday Modification sur mobile avancée
Andalana faha-1:
{{vangovango|fiteny}}
Ny '''fiteny ordò''' ( '''اردو''' ) dia fiteny any [[Pakistana]] arysy any [[India]], mitovitovy be amin'ny [[fiteny hindy]] izy fa soratana amin'ny [[abidy arabo]]. Ny fiteny ordò dia fiteny nisampana avy aminisan'ny [[Fiteny indô-eorôpeanina|fiteny indô-eoropeana]].
 
Misy olona 160 tapitrisa no miteny ordò eto Tanyan-tany. Misy 70 tapitrisa eo no miteny ordò hatramin'ny fahazazàny, (indrindra any [[India]], satria mikaonty anisanisan'ny teny ofisialyofisialya ny [[India]] ny fiteny ordò).
 
Akaiky be amin'ny [[fiteny hindi|fiteny hindy]] ny fiteny ordò (hindūstāni ny anarany taloha talohan'ny taona [[1947]]; hita otrasahala amin'ny fiteny iray ny fiteny hindy sy ny fiteny ordò). Betsaka ny teny indramin'ny fiteny ordò any amin'ny [[fiteny persana]] sy [[fiteny arabo]], ary nanampy feo vaovao ireo fiteny ireo tao anatin'ny sistema fônôlôjikanyrafi-peony. Nanalavitra ny fiteny hindy ny fiteny ordò tamin'ny fisarànfisarahan'i India sy nyi Pakistana tamin'ny taona [[1947]].
 
Betsaka ny fiteny amin'ny fiteny ordò, toy ny [[Fitenyfoteny hindi]]hindy, fitenenana Khariboli, Rekhta, Dakhini, Fiji Urdu, Awadhi, Haryanvi, sns.
 
Ny fiteny ordò no fiteny fahatelo ambin'ny folo na iraika ambin'ny folo lehibe indrindra eto an-tany.
 
Ny fiteny ordò, na dia iray aza amin'ireo fiteny vaovao eo amin'izao tontolo izao aza, dia manana ny mari-pahaizana mahazatra sy be dia be. INy Urdufiteny ordo dia malaza amin'ny tononkalony, indrindra amin'ny fiteny any Azia Atsimo.
 
== Tantara ==