Fiteny simaôre: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Fiteny ao Maiôty
 
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
 
Andalana faha-1:
Ny '''fiteny simaôre''' na '''fiteny mahôrey''' dia fitenin'ny olona ao amin'ny nosy [[Maiôty]], sampan'ny [[fiteny kômôriana]] (na sikômôro) ka iray amin'ny fiteny telo ao, manampy ny [[fiteny frantsay]] sy ny [[fiteny sibosy]]. Isan'ny [[fiteny banto]] ny fiteny simaôre, fa ny fiteny sibosy na kibosy kosa dia [[fiteny aostrôneziana]] manakaiky ny [[fiteny malagasy]].
 
== Jereo koa ==
Fiteny kômôriana:
 
* [[Fiteny singazija]]
* [[Fiteny sinjoany]]
* [[Fiteny simoaly]]
* [[Fiteny simaôre]]