Mayotte: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Nanitatra
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Nanisy sary
Andalana faha-1:
[[Sary:Mayotte (976) in France.svg|400x400pxvignette|right429x429px|Nosin'iI Maiôty Mayotte]]
 
I '''Maiôty''' dia [[tamba-nosy]] departemanta frantsay any andrefan'ny [[tamba-nosy Kômôro]], any avaratra andrefan'i [[Madagasikara]]. Ao amin'ny [[lakandranon'i Mozambika]] no misy azy; ny renivohiny dia Mamoudzou, ny tanàna lehibe indrindra. Ilay faritra dia manana nosy kely maromaro: i Mtsamboro, i Mbouzi ary i Bandrélé; ny kaody ara-departemanta ofisialiny dia 976. Misy telo ny fitenin'ny olona ao, dia ny [[fiteny frantsay]] ([[fiteny indô-eorôpeana]]) sy ny [[fiteny simaôre]] ([[fiteny banto]]) ary ny [[fiteny sibosy]] ([[Fiteny aostroneziana|fiteny aostrôneziana]]). Amin'ny teny frantsay i Maiôty ia atao hoe Mayotte, fa amin'ny fiteny simaore kosa dia Maore.
 
Navarotr'i [[AndriantsonyAndriantsoly]] tamin'ny [[Frantsa]]y ilay nosy tamin'ny 25 Avrily 1841. Tamin'ny taona 1886 dia nivadika protektorata ny nosin'i Kômôro Lehibe (na Ngazija) sy i Mohely (na Moaly) ary i Anjoany (Njoany) izay lohavin'ny governeran'i Maiôty. Nivadika departemanta andafin'i Frantsa i Maiôty ny 30 Martsa 2011.
 
== Jereo koa ==