Mayotte: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k nanova ny anaran'i Mayotte ho Maiôty i Thelezifor
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Nanitatra
Andalana faha-1:
[[Sary:Mayotte (976) in France.svg|200px400x400px|right|Nosin'i Mayotte]]
 
I '''Maiôty''' dia [[tamba-nosy]] departemanta frantsay any andrefan'ny [[tamba-nosy Kômôro]], any avaratra andrefan'i [[Madagasikara]]. Ao amin'ny [[lakandranon'i Mozambika]] no misy azy; ny renivohiny dia Mamoudzou, ny tanàna lehibe indrindra. Ilay faritra dia manana nosy kely maromaro: i Mtsamboro, i Mbouzi ary i Bandrélé; ny kaody ara-departemanta ofisialiny dia 976. Misy telo ny fitenin'ny olona ao, dia ny [[fiteny frantsay]] ([[fiteny indô-eorôpeana]]) sy ny [[fiteny simaôre]] ([[fiteny banto]]) ary ny [[fiteny sibosy]] ([[Fiteny aostroneziana|fiteny aostrôneziana]]). Amin'ny teny frantsay i Maiôty ia atao hoe Mayotte, fa amin'ny fiteny simaore kosa dia Maore.
'''Mayotte''' dia departemanta frantsay izay any andrefan'ny Nosy Comores, izay any avaratra andrefan'i Madagasikara.
 
NovarotanNavarotr'i [[Andriantsony]] tamin'ny [[frantsaFrantsa]]y ilay nosy tamin'ny 25 AprilyAvrily 1841. Tamin'ny taona 1886 ;dia nivadika "protectorat"protektorata ny nosin'i [[GrandeKômôro Comore]],Lehibe [[Mohéli]](na Ngazija) sy i Mohely (na Moaly) ary [[Anjouan]]i Anjoany (Njoany) izay lohavin'ny governeran'i MayotteMaiôty. Nivadika departemanta andafin'i Frantsa i Maiôty ny 30 Martsa 2011.
Ny anarany ami'ny [[fiteny Mahore|fiteny an-toerana]] dia ''Maore''. Ao amin'ny [[lakandranon'i Mozambika]] no misy azy ; ny renivohiny dia Mamoudzou, ny tanàna lehibe indrindra. Ilay faritra dia manana nosy kely maromaro : Mtsamboro, Mbouzi ary Bandrélé ; ny kaody ara-departemanta ofisialiny dia 976.
 
Novarotan'i [[Andriantsony]] tamin'ny [[frantsa]]y ilay nosy ny 25 Aprily 1841. Tamin'ny 1886 ; nivadika "protectorat" ny nosin'i [[Grande Comore]], [[Mohéli]] ary [[Anjouan]] izay lohavin'ny governeran'i Mayotte.
 
Nivadika departemanta andafy i Mayotte ny 30 Martsa 2011.
 
== Jereo koa ==