Repoblika Demôkratikan' i Kôngô: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Thelezifor dia namindra ny pejy Repoblika Demokratikan'i Kongo any amin'i Repoblika Demôkratikan'i Kôngô ary nanitsaka fihodinana
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-47:
|}}
 
Ny '''Repoblika Demokratikan'i KongoKôngô''' dia firenena ao amin'ny faritr'i [[Afrika Afovoany|Afrika afovoany]]. Izy no firenena ao Afrika ngeza indrindra eo aorian'i [[SodanaSodàna]] sy i [[Aljeria]] ; izy koa no firenena ngeza indrindra sy be mponina indrindra ao amin'ny faritr'i Afrika afovoany. Ny Repoblika DemokratikanDemôkratikan'i KongoKôngô no firenena be olona indrindra ao amin'ny fikambanan'ny firenena miteny frantsay eo alohan'i [[Frantsa]]. HiantsoanaIantsoana azy koa ny hoe Kongo'''''Kôngô-Kinshasa''''' mba tsy hifangaroany amin'i [[KongoKôngô-Brazzaville]]. I Kinshasa no renivohiny, avy eo no niavian'ilay anarana hoe KongoKôngô-Kinshasa. I [[Zaira]] koa no anaran'io firenena io tamin'ny [[1971]] hatramin'i [[1997]], teo izy niova ''Repoblika DemokratikanDemôkratikan'i KongoKôngô''.
 
[[Sokajy:Firenena]]