Afrika Afovoany: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Faritra ao Afrika
 
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-3:
 
Ireto avy ireo firenena sy tany voatanisa matetika ao Afrika Afovoany: i [[Angôla]], i [[Kamerona]], i [[Gabôna]], i [[Ginea Ekoatorialy]], ny [[Repoblikan'i Afrika Afovoany]], ny [[Repoblika Demokratikan'i Kongo]], ny [[Repoblikan'i Kongo]], i [[Sao Tomé sy Príncipe]] ary i [[Tsady]]. I [[Malaoy]] sy i [[Zambia]] ary i [[Zimbaboe]] koa dia matetika heverina ho isan'i Afrika Afovoany. I [[Borondy]] sy i [[Roanda]] koa dia indraindray heverina ho isan'i Afrika Afovoany.
 
== Jereo koa ==
Fizaram-paritra ao Afrika:
 
* [[Afrika Avaratra]]
* [[Afrika Andrefana]]
* [[Afrika Atsimo (faritra)]]
* [[Afrika Atsinanana]]
* [[Afrika Afovoany]]
 
Faritra hafa:
 
* [[Tandrok'i Afrika]]
* [[Sahara]]
* [[Sahara Andrefana]]
* [[Sahely]]