Faritra Atsimo ao Afrika : Fahasamihafan'ny versiona roa

tsy misy ambangovangom-panovana
k (nanova ny anaran'i Afrika Atsimo (faritra) ho Faritra Atsimo ao Afrika i Thelezifor)
Ny '''Faritra Atsimo ao Afrika''' dia ny tapan'i [[Afrika]] ao atsimo izay fitambaran'ny firenana sy tany ao atsimon'ny alam-pehibe afrikana. Tanisaina ao amin'io faritra io ireo nosy afrikana ao atsimo-andrefan'ny [[Ranomasimbe Indiana]] manodidina an'i [[Madagasikara]] (avy ao amin'ny [[Lakandrano Mozambika]] ka hatrany ami'ireo nosy [[Maorisy]] sy [[La Réunion]]) ary ireo nosy afrikana ao atsimo atsinan'ny [[Ranomasimbe Atlantika]].
 
Ireto avy ireo firenena ao amin'ny Faritra Atsimo ao Afrika: i [[Afrika Atsimo]], i [[Angôla]] (indraindray tafiditra ao [[Afrika Afovoany]]), i [[Bôtsoana]], i [[Kômôro]], i [[Esoatiny]] ([[Soazilandy]]), i [[Lezôtô]], i [[Madagasikara]], i [[Malaoy]], i [[Maorisy]] (firenena), i [[Mozambika]], i [[Namibia]], i [[Zambia]] (indraindray tafiditra ao Afrika Afovoany) ary i [[Zimbaboe]].
 
== Jereo koa ==
Fizaram-paritra ao Afrika:
 
* [[Afrika Avaratra]]
* [[Afrika Andrefana]]
* '''Faritra Atsimo ao Afrika'''
* [[Afrika Atsinanana]]
* [[Afrika Afovoany]]
 
Faritra hafa:
 
* [[Tandrok'i Afrika]]
* [[Sahara]]
* [[Sahara Andrefana]]
* [[Sahely]]
26 650

modifications