Afrika Andrefana: Fahasamihafan'ny versiona

tsy misy ambangovangom-panovana
Aucun résumé des modifications
Aucun résumé des modifications
[[Sary:LocationWesternAfrica.png|vignette|290x290px327x327px|Sarintany maneho an'i Afrika Andrefana]]
I '''Afrika Andrefana''' dia faritra ao [[Afrika]] izay mahafaoka ny ampahany andrefana amin'i [[Afrika atsimon'i Sahara]]. Tafiditra ao anatiny ireo firenena amorontsiraka ao avaratray ny [[Helodranon'i Ginea]] hatrany amin'ny ony Sénégal, ireo firenena ao amin'ny tany lemaky ny ony Niger ary ireo firenena any amin'ny tapany atsimon'i [[Sahely]].
 
 
I [[Benîna]], i [[Borkina Faso]], i [[Cabo Verde]], i [[Côte d'Ivoire]], i [[Gambia]], i [[Ganà]], i [[Ginea]], i [[Ginea Bisao]], i [[Liberia]], i [[Malý|Maly]], i [[Maoritania]], i [[Nizera]], i [[Nizerià]], i [[Senegaly]], i [[Siera Leôna]] ary i [[Tôgô]].
 
== Jereo koa ==
Fizaram-paritra ao Afrika:
 
* [[Afrika Avaratra]]
* [[Afrika Andrefana]]
* [[Afrika Atsimo (faritra)]]
* [[Afrika Atsinanana]]
* [[Afrika Afovoany]]
 
Faritra hafa:
 
* [[Tandrok'i Afrika]]
* [[Sahara]]
* [[Sahara Andrefana]]
* [[Sahely]]
38 748

modifications