Fiteny berbera: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Fiteny hamito-semitika
 
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-7:
Ny ''Glottolog'' dia milaza fa miisa 27 ny fiteny berbera<ref><small>https://glottolog.org/resource/languoid/id/berb1260 [[http://archive.wikiwix.com/cache/?url=https%3A%2F%2Fglottolog.org%2Fresource%2Flanguoid%2Fid%2Fberb1260 tahiry]]</small></ref>, ka misy fiteny maty ao amin'izany. Manana tarehin-tsoratra azy manokana ny fiteny berbera, dia ny tifinagh izay voatahirin'ny [[Toarega]] sady misy karazany ampiasaina ao Maroka.
 
Tsy misy fanisana ofisialy momba ny mpiteny berbera, nefa mety ho eo anelan'ny 25. 000. 000 sy 30. 000. 000 ny isan'izy ireo<ref><small>Les Berbères en Afrique du Nord. http://www.tlfq.ulaval.ca/AXL/ [[http://archive.wikiwix.com/cache/?url=http%3A%2F%2Fwww.tlfq.ulaval.ca%2FAXL%2Fafrique%2Fberberes_Afrique.htm tahiry]],</small> </ref>.
 
== Loharano ==